Entrée | 1 lany ringana |
Radical | 2 lany, ringana |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Nisy olon-kendry ta-hananatra ny mpanjaka tamy ny fitondram-panja- kana, fa nahery namono be loatra ny vahoaka ilay mpanjaka, ka saiky lany ringana ny vahoany. [2.293] 5 Fa nahoana no lany ringana ny sisan'i Jodà? [2.996] |
Anagrammes | 6 lany ringana, nangalariny |
Mis à jour le 2020/07/31 |